Teny iditra (1/3) | 1 Adama |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.38] Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [2.996] Adam |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.996] Adam |
Voambolana |
6 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 7 Toko sy andininy momba Adama |
Teny iditra (2/3) | 8 Adamà |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.38] Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [2.996] Admah |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [2.996] Adma |
Voambolana |
13 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 14 adma |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 15 Toko sy andininy momba Adamà |
Teny iditra (3/3) | 16 Adama |
Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.38] Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [2.996] Adam |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [2.996] Adâm |
Voambolana |
21 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 22 adoma |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23 Toko sy andininy momba Adama |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |