|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  adona
Fototeny  2 dona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana
9 Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  Adona
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 Adona, Adana [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  13 Addan, Addon [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14 Addân, Addôn [2.996]
Ohatra  15  Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [2.996]
Voambolana  16  Soratra Masina
Tsipelina hafa  17 adana, adana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  18 Toko sy andininy momba Adona
Lahatsoratra  19 Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  20 adano, adona, Adona, 21 andao, 22 doana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19