|
|
|
|

Teny iditra1  Artocarpus    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Artocarpus heterophyllus  ampalibe
5  Artocarpus incisus  lema, rima, soavanambo, voankoromanga, voankotra
6  Artocarpus integrifolia  finesy, sonambo, voanampalibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11