Teny iditra (1/2) | 1 deha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandeha misababaka, misoka-pe |
Tovy hevitra | 4 dehadeha |
Teny iditra (2/2) | 5 deha |
Sokajin-teny | 6 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza fandeha somary mibehambehana sy miletaleta. |
Tovy hevitra | 8 dehana, dehandehana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |