|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ela-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe elatra
Ohatra  3  misalasala miela-misintaka ny ela-papango [2.857]
4  Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina [1.437]

Teny iditra (2/4)5  ela
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay.
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] old; from olden times, long ago, long (in duration)
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] ancien, vieux; qui dure longtemps
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
15  Tambinteny :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny  30  Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela : Fanaka volamena mirakitra ny fahendren' ny razana (Rainitovo)

Teny iditra (3/4)31  ela
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33  [2.612] appellation botanique: Schizolaena
Voambolana  34  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  35  elana, vondrozanalahy

Teny iditra (4/4)36  Elà
Sokajin-teny  37  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  38  [2.996] Elah
Fanazavàna teny frantsay  39  [2.996] Ela
Voambolana  40  Soratra Masina
Tovy hevitra  41  elaha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  42  Toko sy andininy momba Elà

Fivaditsoratra  43 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21