Teny iditra | giaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Feo kely manivaka ary mivalana amin' ny hira [1.1] | |||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | Giaka | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fanazavàna teny anglisy | Giah [2.996] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Giah [2.996] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Tovy hevitra | Gia | |||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Giaka | |||
Fivaditsoratra | gaika, giaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |