|
|
|
|

Teny iditra1  Leea    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Leea guineensis  fanamboavanana, mahimboavana, maimbohavana, manombohavana, sadrakidraky, voankazohambana
5  Leea guineensis f. orientalis  voakitso
6  Leea guineensis var. cuspidifera  ambohavana, maimbovava, malambohavana, sadrakidraky, sadrakodrako, sandrakadraka, taindrakidraky, voakitso, voalomboavana
7  Leea guineensis var. cuspidufera  maimbovoava, trandrakitro
8  Leea spinea  tsivoningy, voananiny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07