|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandevy
Fototeny  2 levy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka+Antesaka+Bezanozano+Sihanaka] mangotraka (rano) [1.78]
8 Madiva hangotraka: Rano mandevy [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  Mandevy
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  11  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  Mandevy, mandevy, 12 mivande

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15