Teny iditra (1/4) | 1 sama |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin' ny vava tokana ihany: Sama vava |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#567] qui a une large bouche 5 [1.196] qui a la bouche grande ouverte |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 sama |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Karazam-borona sahala amin' ny vano (Phoenicopterus antiquarum) |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.7] the flamingo |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#567] flammant (Phoenicopterus antiquarum) 13 [1.8] le flamant |
Ohatra |
14 ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika [2.996] |
Voambolana |
15 Haibiby: vorona |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
17 Randzavola: sama ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (3/4) | 18 sama |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] Vitex sp. (Lamiaceae). [Merina]
|
Voambolana |
21 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 23 Sama |
Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [2.996] Sama |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [2.996] Shammah |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [2.996] Shamma |
Voambolana |
28 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 29 Toko sy andininy momba Sama |
Fivaditsoratra | 30 masa, masà, sama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |