Teny iditra | 1 aapanapana |
Fototeny | 2 apanapana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atotototo, avezivezy: Mba ratsy koa Rangahy iny; naapanapany eran' ny birao ity olona ity [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Qu’on fait tâtonner: Aapanapan' ny aizim-be mova tsy ny jamba izahay (L’obscurité nous a fait tâtonner comme des aveugles) [1.3#58] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |