|
|
|
|

Teny iditra1  aato (ato)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1]
Ohatra  4  haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  atoina

Fivaditsoratra  10  aato, aota, atao, Atoa, atoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19