Teny iditra | ababy (baby) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao am-babena [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of the person or thing carried on the back. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | A porter, qu'on met sur le dos [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ababy, abiba, babay, ibaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |