|
|
|
|

Teny iditra1  abado
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#A.21] sakivy
4  [1.78] [Betsileo] soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony)
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  6  abado, aboda, Adabo, adabo, badao, boada

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31