|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  abahana
Fototeny  2 bahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mibahana, atsivetraka mba haka toerana be, asakana: Aza abahana eo ny tongotrao fa andehanan' ny olona eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be stretched apart, as the feet in straddling. [1.2]
10 to be spread apart (of the legs); to be put in the way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qu'on écarte [1.3]
12 qu'on écarte (se dit des jambes, d'une échelle) [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  abahana
Fototeny  14 bahana
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  20 to be used for an impediment, to be made a hindrance. [1.2]
21 to be put in the way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 avec quoi on fait barrière [1.3]
23 qu'on met pour barrer le chemin, monopoliser le lieu; avec quoi on fait barrière [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19