|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  abahana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao mibahana, atsivetraka mba haka toerana be, asakana: Aza abahana eo ny tongotrao fa andehanan' ny olona eo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be stretched apart, as the feet in straddling.
5  [1.7] to be spread apart (of the legs); to be put in the way
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Qu'on écarte
7  [1.8] qu'on écarte (se dit des jambes, d'une échelle)
Fototeny  8  bahana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  abahana
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] to be used for an impediment, to be made a hindrance.
16  [1.7] to be put in the way
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3] avec quoi on fait barrière
18  [1.8] qu'on met pour barrer le chemin, monopoliser le lieu; avec quoi on fait barrière
Fototeny  19  bahana
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11