Teny iditra | 1 abanabana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used of the door opened. |
Fototeny | 5 banabana |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |