|
|
|
|

Teny iditra 1  abaradaka
Fototeny  2 baradaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina na avala hibaradaka; tapatapahina eo am-pitenenana [1.1]
Ohatra  9  Fa tsy abaradaka hahasanganehana kosa. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19