|
|
|
|

Teny iditra 1  abata
Fototeny  2 bata
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mibata: Tanana roa abata io entana io fa tsy zakanao tanana anila io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19