Teny iditra Abednego
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Abednego [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Abed-Nego [2.996]
Ohatra Nefa Abednego, mbamin' i Sadraka sy Mesaka sakaizany, dia tsy mba nety nivavaka tamin' ny sariolona volamena natsangan' i Nebokadnezara teo amin' ny tany lemaka Dora, koa dia natsipy tao anatin' ny lafaoro nisy afo mirehitra izy telo lahy. [1.38]
Voambolana 
Tovy hevitra Abdenegao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31