|
|
|
|

Teny iditra 1  abehambehana
Fototeny  2 behambehana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mibehambehana, avelatra (tanana) na asabàka (tongotra) mba haka toerana be toa mitory fanambonimbonian-tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of the gait of one who walks in the manner described in behambehana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on écarte [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19