|
|
|
|

Teny iditra 1  abetroka
Fototeny  2 betroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mibetroka; avontirika feno fandrahonana: Aza abetroka tahaka izao ny masonao fa mampatahotra [1.1]

Fivaditsoratra  abetroka, 9 Bekorata, 10 boretaka, 11 traokabe

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19