| Teny iditra | 1 abirioka |
| Fototeny | 2 birioka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Avily any amin' ny tsy izy: Aza abirioka ny resaka, raondriana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be made crooked.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on fait aller en biais
[1.3] |
| Ohatra |
11 azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
[2.296#]
|
| Fivaditsoratra | abirioka, 12 akôry aby, 13 ikabario |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|