|
|
|
|

Teny iditra 1  abofaka
Fototeny  2 bofaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa, aely (fofona, vovoka) betsaka indray mandeha, adofaka: Nabofaky ny hainandro ny fofon' ny fako ka niely eran' ny tokotany [1.1]

Fivaditsoratra  9 abafoka, abofaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19