|
|
|
|

Teny iditra 1  abolisatra
Fototeny  2 bolisatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mibolisatra na alefa handeha amin' ny tany malama: Aza abolisatra any ny savony, ry Koto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à faire glisser [1.3]
Tsipelina hafa  10 abolasitra

Fivaditsoratra  11 abolasitra, abolisatra, 12 asobilatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19