|
|
|
|

Teny iditra 1  aboretaka
Fototeny  2 boretaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avala hipetraka amin' ny tany toy ny tsy maharay tena: Naboretany tamin' ny tany ilay marary fa tsy zakany intsony, hono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of that which is to be made soft; to be made to cower, to be made to squat on the ground; to be made to bow down, as the branches of a tree [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19