|
|
|
|

Teny iditra1  aboroaka (boroaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroany tany amin' ny sofiny havanana ny lefona natsatony tao amin' ny sofiny havia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Used of the instrument employed in making a hole [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  à faire sortir par [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19