|
|
|
|

Teny iditra 1  abosesika
Fototeny  2 bosesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra na olona ampidirina amin' ny toerana iray ka somary atao letrezana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made to rush, to be pushed, forced, crowded, or crammed [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19