|
|
|
|

Teny iditra1  abosibosika
Fototeny  2  bosibosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Hanina haingana, arapadrapaka: Abosiboseho ity vary, ry Koto, fa sao diso fidirana eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  used of that which is eaten up greedily or hastily [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19