|
|
|
|

Teny iditra 1  adaboboka
Fototeny  2 daboboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera ka miantonta mafy, avarina: Nadabobok' Andriamanitra tany amin' ny helo ireo anjely mpikomy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of anything thrown or dashed down violently [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu'on jette en bas, qu'on précipite [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19