|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  adanadana
Fototeny  2 danadana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny varavarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of a door, box, cupboard, etc., opened wide [1.2]
10 to be opened wide [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 A ouvrir, qu'on ouvre [1.3#95]
12 qu'on ouvre en grand [1.8]
Ohatra  13  Hany hery, nadanadanako ny varavarana, ary ny hazavana niditra kely avy any alatrano no mba nahitako ratsy ny tao an-trano. [2.4#46]
14  Tsy namaly ilay mamba goavambe fa ny vavany no nadanadanay , saingy hadinony ny nanakombona azy nony avy nanoaka izy. [2.5#10]

Teny iditra (2/2) 15  adanadana
Fototeny  16 adana
Sokajin-teny  17  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 [duplicatif diminutif] [1.3#2]

Fivaditsoratra  adanadana, 21 añadañada

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19