|
|
|
|

Teny iditra1  adanina (adana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ampandehanina moramora: Adano ny fandehan' ny fiarakodia fa mandomando izany arabe izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To be made slow, to be retarded, to be made unoppressive. [1.2]5  to be slowed down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on ralentit, qu'on fait lentement [1.3]7  qu'on ralentit [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  adanina, andiaña, dainana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19