|
|
|
|

Teny iditra 1  adarona
Fototeny  2 darona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao na tenenina miadana: Adarony ny teninao fa tsy azoko tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 A dire posément [1.3]

Fivaditsoratra  adarona, 10 arodana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19