|
|
|
|

Teny iditra 1  aderadera
Fototeny  2 deradera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asehoseho fatratra ho hita tsara, matetika ho enti-mieboebo na ho enti-mandatsa ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce qu’on montre pour en tirer vanité [1.3]
Ohatra  10  Aza aderaderanao eo iny kilalao iny fa itomanian' ny zazakely [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aderadera, 12 aredareda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21