| Teny iditra | 1 adify |
| Fototeny | 2 dify |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Asiana dify, karazana jongy fanao amin' ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy
9 Asaina miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Adifio izy sao mahita an-dreniny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 used of the hair plaited in the above manner, or of something turned aside
[1.2] |
| Fivaditsoratra | adify, 11 fiady |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|