|
|
|
|

Teny iditra1  adijida-sefo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina
Voambolana  4  Miaramila
Singan-teny  5  adiji, sefo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07