|
|
|
|

Teny iditra 1  adim-piainana
Singan-teny  2 ady, 3 fiainana
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohatra  8  Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela. [2.643#212]
9  Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.210]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19