Teny iditra | 1 adinadina |
Fototeny | 2 adina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.62] famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] adina |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] [duplicatif fréquentatif] |
Ohatra |
7 Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina. [1.251] 8 I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [2.4#114] |
Fivaditsoratra | 9 adinadina, anadidian, andadiany, andidiana, daindaina, diandiana, nadadinay, nanadidia, nandiadia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |