|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  adoboka
Fototeny  2 doboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandoboka na mampisy feo lehibe re
9 Atao midoboka, maneno mikotrokotroka: Nadobok' ilay zaza ny amponga ka taitra ny manodidina [1.1#24]

Teny iditra (2/2) 10  adoboka
Fototeny  11 doboka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13 Asaina mijanona, mipetraka, mitoetra [1.1#24]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19