|
|
|
|

Teny iditra 1  adraiko
Fototeny  2 draiko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina midraiko, asaina mandeha mijaikojaiko: Adraikony erỳ ny tongony rehefa mandeha, mova tsy irony zaza be parasy fahiny irony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19