Teny iditra |
adre
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tenim-piontanana enti-milaza:
a) Fahatsiarovana hafinaretana:
Adre! mahafinaritra izany rivotra mitsoka malefaka.
b) Fahatairana:
Adre! inona izany lazainao amiko?
d) Fanaintainana:
Adre! mafy izany fahoriana entiko izany! [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there! [1.2]
|
| [ adrey ] Oh my!, alas!
[same as adray]
[1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Exprimant la surprise, la douleur, l'approbation:
ah! eh! ho! oh! hélas! très bien!
à la bonne heure! parfait! [1.3]
|
| [ adrey ] Tiens ! douleur, crainte : aïe !
[comme adray]
[1.8]
|
Tsipelina hafa |
|