|
|
|
|

Teny iditra 1  aefitra
Fototeny  2 efitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao efitra, atao manelanelana: Ity lamba ity aefitra ny atody sy ny vilia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qui doit servir de séparation [1.3#120]

Fivaditsoratra  aefitra, 10 Refaita, 11 tafaery

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19