|
|
|
|

Teny iditra 1  afaditra
Fototeny  2 faditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampiasaina hatao faditra, hanalana ny ratsy ataon' ny sasany: Ahitra ihany aza taloha dia ampy nafaditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of anything offered to avert evil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 avec quoi on exorcise, on retire le mal [1.3]
Voambolana  11  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19