Teny iditra | 1 afa-draorao |
Singan-teny | 2 afaka, raorao |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama tsy misy zavatra manahirankirana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Free from all that could give anger or blame. |
Tovy hevitra | 6 afa-dromoromo |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny afa-draorao io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |