|
|
|
|

Teny iditra1  afahatra (fahatra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Asaina mamahatra, mamikitra: Ny tongotrao havanana afahatra amin' ny vato lampy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be put against something so as not to slip. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  à appuyer solidement [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  afahatra, ahafatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19