|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  afa-karatsaka
Singan-teny  2 afaka, 3 haratsaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [1.2]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how afakaratsaka

Teny iditra (2/2) 8  afa-karatsaka
Singan-teny  9 afaka, 10 haratsaka
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12 madio tsara tsy misy romoromony
13 afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13