Teny iditra | afakomaly | ||||
Singan-teny | afaka ; omaly | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The day before yesterday [1.2, 1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Avant-hier [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fotoana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |