|
|
|
|

Teny iditra 1  afangopangotra
Fototeny  2 fangopangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Afadiditra, ahorongorona: Nafangopangotr' ilay zaza ny taretra ka saiky tsy hay novahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à entortiller, à embrouiller: Nafangopangotry ny zaza ny taretra (L'enfant a entortillé le fil) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19