|
|
|
|

Teny iditra 1  afantsana
Fototeny  2 fantsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manadio ny aty vava, manontsam-bava: Rano misy fanafody no afantsana raha misy marary any anaty vava [1.1]

Fivaditsoratra  afantsana, 9 fañatsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19