|
|
|
|

Teny iditra 1  afantsika
Fototeny  2 fantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io
9 Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 used of that which is employed as a nail. [1.2]
Ohatra  11  tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. [2.472#]

Fivaditsoratra  afantsika, 12 fanatsika, 13 fanitsaka, 14 fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19