|
|
|
|

Teny iditra 1  afaoka
Fototeny  2 faoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mamaoka na manala loto amin' ny zavatra iray amin' ny alalan' ny lamba ampandalovina eo amboniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of that employed for wiping. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19